25-31 MARTSA
SALAMO 22
Hira 19 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
Miaramila manao antsapaka ny akanjon’i Jesosy ivelany
1. Faminaniana Momba An’izay Hitranga Amin’i Jesosy Rehefa ho Faty Izy
(10 min.)
Hoatran’ny hoe nafoin’Andriamanitra i Jesosy (Sl 22:1; w11 15/8 15 § 16)
Hisy haneso i Jesosy (Sl 22:7, 8; w11 15/8 15 § 13)
Hanaovana antsapaka ny akanjon’i Jesosy (Sl 22:18; w11 15/8 15 § 14; jereo ny sary, pejy 1)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 22:22: Misy fomba roa azontsika anahafana an’ilay mpanao salamo. Inona avy izany? (w22.04 15:12)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
(4 min.) ll 7:1-4 (th lesona 2)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) FITORIANA ISAN-TRANO. (lmd 4:4)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) FITORIANA TSY ARA-POTOANA. Tsidiho ny olona iray fantatrao hoe nanaiky fanasana hanatrika Fahatsiarovana. (lmd 4:3)
6. Lahateny
(5 min.) w20.07 28:14-17: Foto-kevitra: Manatanjaka ny Finoantsika ny Fianarana Faminaniana. (th lesona 20)
Hira 95
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lfb Fampidirana ny Fizarana 10, 57, 58