FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.7 1
  • 1-7 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.7 1

1-7 JOLAY

SALAMO 57-59

Hira 148 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

I Saoly Mpanjaka miaraka amin’ny miaramilany. Mitraka izy sady miteny no mitazona ilay morontongotry ny akanjony nisy nanapaka.

Niala maina i Saoly Mpanjaka sy ny miaramilany fa tsy nahavita nisambotra an’i Davida

1. Ataon’i Jehovah Mandamòka ny Tetiky ny Mpanohitra

(10 min.)

Tsy maintsy niafina an’i Saoly Mpanjaka i Davida (1Sa 24:3; Sl 57, teny mampiditra azy)

Nataon’i Jehovah tsy nahomby ny tetik’ireo mpanohitra an’i Davida (1Sa 24:7-10, 17-22; Sl 57:3 )

Matetika no tsy araka ny noeritreretin’ny mpanohitra ny vokatry ny zavatra ataony (Sl 57:6; bt 220-221 § 14-15)

Rahalahy sy anabavy maromaro natao sesitany tany Siberia.

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe matoky an’i Jehovah aho rehefa misy manohitra?’​—Sl 57:2.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 57:7: Inona no dikan’ny hoe manana fo “tsy miovaova”? (w23.07 31:16-17)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 1:1, 2 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Manàna Fikirizana: Ahoana no Nataon’i Paoly?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 7:1-2.

5. Manàna Fikirizana: Tahafo i Paoly

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd 7:3-5, “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 65

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb Fampidirana ny Fizarana 13; 87, 88

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 78 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara