FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.7 2
  • 8-14 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.7 2

8-14 JOLAY

SALAMO 60-62

Hira 2 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Sary: 1) Lehilahy iray mihazakazaka ho ao amin’ny tilikambo voaro mafy. 2) Lehilahy iray mitsikitsiky, mampandroso vahiny hiditra ao an-tranolainy. Efa misy vahiny misakafo ao. 3) Vatolampy iray ngezabe.

1. Mahatonga Antsika Tsy Hanana Ahiahy i Jehovah, ary Miaro Antsika sy Azo Ianteherana

(10 min.)

Toy ny tilikambo mafy i Jehovah (Sl 61:3; it “Tilikambo”: “Tilikambo an’ohatra”)

Avelan’i Jehovah hivahiny ao an-tranolainy isika (Sl 61:4; it “Tranolay”: “Heviny an’ohatra” § 4)

Toy ny vatolampy i Jehovah (Sl 62:2; w02 15/4 16 § 14)


SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ahitako hoe mihatsara ny fiainako noho izaho mahafantatra an’i Jehovah sy miantehitra aminy?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 62:8: Inona no azonao resahina amin’ny vavaka rehefa mahatsiaro ho irery ianao? (w22.08 33:6)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 1:3, 4 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Miezaha hiresadresaka amin’ny olona nampiseho hatsaram-panahy taminao. (lmd 2:3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Iresaho momba ny programa JW Library Sign Language® ilay olona, dia atoroy azy ny fomba ampidirana an’ilay izy ao amin’ny fitaovany. (lmd 7:4)

6. Lahateny

(5 min.) w22.02 6:7-10: Foto-kevitra: Matokia An’i Jehovah Rehefa Mahazo Toromarika. (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 12

7. Tsy Hisy Hahavita Hisakana An’i Jehovah “Tsy ho Tia Antsika”

(10 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Inona avy ny zavatra voafaritra tsara nanampian’i Jehovah ny Rahalahy Nyirenda rehefa nenjehina izy?

8. Ataovy Namanao i Jehovah: Te Hatao Batisa ve Ianao?

(5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO. Raha azo atao dia mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo izy ireo, dia anontanio hoe: Nahoana ianao no azo atao batisa na firy taona na firy taona? Inona avy no mila atao raha te hatao batisa?

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 89, 90

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 63 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara