FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.7 8
  • 19-25 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.7 8

19-25 AOGOSITRA

SALAMO 75-77

Hira 120 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Nahoana no Ratsy ny Mirehareha?

(10 min.)

Tsy mampifaly an’Andriamanitra ny olona mirehareha (Sl 75:4; 1Ti 3:6; w18.01 28 § 4-5)

Avy amin’i Jehovah izay andraikitra na fanendrena azontsika eo anivon’ny fiangonana, fa tsy hoe noho ny fahaizantsika (Sl 75:5-7; w23.04 15:11, 12)

Hataon’i Jehovah tsinontsinona ny olona mirehareha, anisan’izany ny mpitondra manambony tena (Sl 76:12)

Sary: 1) Rahalahy iray manao lahateny eny amin’ny fivoriambe. 2) Misy olona midera sy manindrahindra azy avy eo. Manetry tena anefa izy ka tsy manaiky hatao an’izany.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 77:11, 12: Ahoana no tokony hampiasantsika ny fitadidiantsika, rehefa jerena ny Salamo 77:11, 12? (w20.05 21:13)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 2:5, 6 (th 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mampisehoa video iray ao amin’ny jw.org, amin’ny fiteny tian’ilay olona (aza alefa), dia iaraho midinika avy eo. (lmd 1:4)

5. Miresadresaha Aloha

(4 min.) ISAN-TRANO. Raha milaza aminao ilay olona hoe tsy mino an’Andriamanitra izy, dia ovao mifanaraka amin’izany ny zavatra resahinao. (lmd 2:5)

6. Rehefa Mampianatra

(5 min.) lff 15:4 (lmd 11:3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 127

7. Miezaha mba Tsy Hivadika Rehefa Misy Midera Anao

(7 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO hoe Miezaha mba Tsy Hivadika toa An’i Jesosy: Rehefa Misy Midera Anao. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Inona no azontsika ianarana avy amin’i Sergei rehefa nisy nidera azy?

8. Ezaka Manokana Hanombohana Fampianarana Baiboly Amin’ny Bokikely na Boky Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, Amin’ny Septambra

(8 min.) Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Ampirisiho mba hazoto handray anjara amin’ilay ezaka manokana ny mpitory, ary resaho ny fandaharan’ny fiangonana.

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 101, 102

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 95 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara