12-18 AOGOSITRA
SALAMO 73-74
Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Ahoana Raha Mitsiriritra Olona tsy Manompo An’i Jehovah Isika?
(10 min.)
Mety hitsiriritra olona tsy manompo an’Andriamanitra isika (Sl 73:3-5; w20.12 51:14)
Hiova ny fomba fijerintsika raha manompo an’i Jehovah miaraka amin’ny rahalahy sy anabavy isika fa tsy mitokantokana (Sl 73:17; Oh 18:1; w20.12 51:15-16)
Eo amin’ny “toerana malama” ny olona tsy manompo an’Andriamanitra; ‘homena voninahitra’ kosa ny olona manompo an’Andriamanitra (Sl 73:18, 19, 24; w20.12 51:15)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 74:10, 18, 23: Nahoana no afa-baraka ny anaran’Andriamanitra? Ary ahoana ny fihetseham-ponao amin’izany? (w21.07 27:5)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
(4 min.) hf 2:1-4 (th lesona 10)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mitadiava hirika hiresahana amin’ny olona iray fantatrao momba ny zavatra renao vao haingana tany am-pivoriana. (lmd 2:4)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) AMPAHIBEMASO. Asao hianatra Baiboly ilay olona ary atoroy azy ny fanaovana an’ilay izy. (lmd 8:3)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(5 min.) Lahateny. lff 14:1-3: Foto-kevitra: Ahoana no Tian’Andriamanitra Hanompoantsika Azy? (th lesona 14)
Hira 72
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lfb 99, 100