FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.9 5
  • 30 Septambra–6 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Septambra–6 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.9 5

30 SEPTAMBRA–6 OKTOBRA

SALAMO 90-91

Hira 140 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Matokia An’i Jehovah Raha Te ho Ela Velona Ianao

(10 min.)

Tsy afaka manalava ny androm-piainantsika isika olombelona (Sl 90:10; wp19.3 5 § 2-4)

Efa nisy “hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay” i Jehovah (Sl 90:2; w14 01/08 9)

Afaka manome fiainana mandrakizay ho an’izay rehetra matoky azy i Jehovah, ary tena hanao an’izany (Sl 21:4; 91:16)

Rahalahy iray marary any amin’ny hopitaly. Misy dokotera iray manolotra taratasy sy stylo ho azy amin’ny alina be.

Aza manaiky hanaraka fitsaboana mifanohitra amin’ny fitsipik’i Jehovah mihitsy. Hanimba ny fifandraisanao amin’i Jehovah mantsy izany.​—w22.06 26:16-17.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 90:2: Nahoana isika no afaka mahazo antoka hoe vitan’i Jehovah ny manampy antsika hiaina mandrakizay? (w22.12 49:3)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 3:10, 11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Aza tonga dia miresaka Baiboly, fa resadresaho aloha ilay olona mba hahafantaranao hoe inona no mampanahy azy. Ho hitanao amin’izay hoe inona ny andinin-teny afaka manampy azy eo amin’ny fiainany andavanandro. (lmd 1:3)

5. Miresadresaha Aloha

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. (lmd 1:1)

6. Lahateny

(5 min.) lmd Fanazavana Fanampiny A, hevitra 5: Foto-kevitra: Ho Afaka Hiaina Mandrakizay eto An-tany Ianao. (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 158

7. Ankasitraho Andriamanitra Satria Faran’izay Manam-paharetana Izy: Ny Fiheveran’i Jehovah ny Fotoana

(5 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Mila miezaka hahazo ny fiheveran’i Jehovah ny fotoana isika. Nahoana izany no hanampy antsika hanam-paharetana rehefa miandry ny fahatanterahan’ny fampanantenany?

Mpianika tendrombohitra mijoro eo an-tampon-tendrombohitra. Mijery ny lanitra feno kintana izy ireo.

8. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Septambra ity

(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.01 3:1-9

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 17 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara