FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.9 4
  • 23-29 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.9 4

23-29 SEPTAMBRA

SALAMO 88-89

Hira 22 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Ny Fitondran’i Jehovah no Tsara Indrindra

(10 min.)

Hampanjaka ny rariny ny fitondran’i Jehovah (Sl 89:14; w17.06 28 § 5)

Lasa falifaly izay manaiky ny fitondran’i Jehovah (Sl 89:15, 16; w17.06 29 § 10-11)

Haharitra mandrakizay ny fitondran’i Jehovah (Sl 89:34-37; w14 15/10 10 § 14)

Sary: Rahalahy iray misaintsaina ny vokatry ny fitondran’i Jehovah sy ny fitondrana eo amin’izao tontolo izao. 1) Olona mifamaly mandritra ny fihetsiketsehana ara-politika iray. 2) Rahalahy faly mifampiarahaba any am-pivoriana.

Rehefa misaintsaina isika hoe ny fitondran’i Jehovah no tsara indrindra, dia lasa tsy mino ny fampielezan-kevitra mitaona antsika hidikiditra amin’ny politika

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 89:7,8: Inona no hanampy antsika hanaja kokoa an’ilay Raintsika any an-danitra? (w20.06 24:7)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 3:8, 9 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hianatra Baiboly ny olona iray tsy Kristianina. (lmd 5:5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Anontanio ilay olona raha azonao aseho azy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 9)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(5 min.)lff 1:1-2 Lohateny: Afaka manampy Anao ny Baiboly (th lesona 2)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 94

7. Ny Fitsipik’i Jehovah no Tsara Indrindra

(10 min.) Fiaraha-midinika.

Hentitra loatra sy efa lany andro no fahitan’ny ankamaroan’ny olona ny fitsipik’i Jehovah momba ny firaisana sy ny fanambadiana. Ianao ve anefa resy lahatra tanteraka hoe tena mahasoa anao foana ny manaraka ny fitsipik’i Jehovah?​—Is 48:17, 18; Ro 12:2.

    Sary avy amin’ilay video hoe “Nahoana Aho no Mino? Ny Fitsipik’i Jehovah no Tsara Indrindra.” I Hugo sy Clara.
  • Nahoana isika no tsy tokony hieritreritra hoe mahasoa ny fitsipika arahin’izao tontolo izao momba ny fitondran-tena? (Je 10:23; 17:9; 2Ko 11:13-15; Ef 4:18, 19)

  • Sary: Sary natao tanana avy amin’ilay video hoe “Nahoana Aho no Mino? Ny Fitsipik’i Jehovah no Tsara Indrindra.” 1) Tablette iray ahitana sary famantarana jw.org. 2) Mandeha lamasinina i Hugo. Mamaky Baiboly amin’ny telefaoniny izy. 3) Mivavaka i Clara.
  • Nahoana isika no tokony hatoky hoe mahasoa ny fitsipik’i Jehovah momba ny fitondran-tena? (Jn 3:16; Ro 11:33; Tit 1:2)

Mampianatra ny Baiboly fa “tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra” izay tsy mankatò ny lalàn’Andriamanitra momba ny fitondran-tena. (1Ko 6:9, 10) Izany fotsiny ve anefa no mahatonga antsika hanaraka ny fitsipik’Andriamanitra?

Alefaso ilay VIDEO hoe Nahoana Aho no Mino? Ny Fitsipik’i Jehovah no Tsara Indrindra. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Nahoana no miaro antsika ny fitsipik’Andriamanitra momba ny fitondran-tena?

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(5 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.01 2:11-19

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 114 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara