24-30 MARTSA
OHABOLANA 6
Hira 11 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Vitsika?
(10 min.)
Afaka mianatra lesona lehibe isika rehefa mandinika ny vitsika (Oh 6:6)
Na tsy manana mpitarika aza ny vitsika, dia efa voajanahary amin-dry zareo ny miasa mafy sy miara-miasa ary mitsinjo ny hoavy (Oh 6:7, 8; it-2 1151 § 5-6)
Mandray soa isika raha manahaka ny vitsika (Oh 6:9-11; w00 15/9 26 § 3)
© Aerial Media Pro/Shutterstock
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 6:16, 17: Inona avy ny zavatra halan’i Jehovah? (w22.03 10:11)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hanatrika lahateny manokana sy Fahatsiarovana ny havanao tsy mitory intsony. (lmd 4:3)
5. Miresadresaha Aloha
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Mierà amin’ny mpampiasa anao mba homeny fotoana hanatrehana Fahatsiarovana. (lmd 3:3)
6. Miresadresaha Aloha
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao amin’ny lahateny manokana sy Fahatsiarovana ilay olona. (lmd 5:3)
Hira 2
7. Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tian’i Jehovah ho Falifaly Isika: Biby Mahavariana
(5 min.) Fiaraha-midinika.
Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ity avy eo:
Inona no ianarantsika momba an’i Jehovah avy amin’ny biby?
8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(10 min.)
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) w22.04 17:12-19