FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.3 7
  • 14-20 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.3 7

14-20 APRILY

OHABOLANA 9

Hira 56 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Miezaha ho Hendry fa Tsy ho Mpanesoeso

(10 min.)

Tsy manaiky ny torohevitra omena azy ny mpanesoeso, fa tezitra amin’ilay olona manoro hevitra azy am-pitiavana (Oh 9:7, 8a; w22.02 7:4)

Mankasitraka ny torohevitra azony sy ilay nanome an’izany ny hendry (Oh 9:8b, 9; w22.02 7:12-14; w01 15/5 30 § 1-2)

Handray soa ny hendry, fa hijaly kosa ny mpanesoeso (Oh 9:12; w01 15/5 30 § 5)

Anabavy tanora miara-misakafo amina anabavy be taona any amin’ny hotely. Mihaino tsara ny torohevitra omen’ilay be taona izy.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 9:10: Inona no tokony hataontsika mba ho tena hendry isika? (w22.10 43:3)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 2:2, 3 (th 5)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

4. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Nanatrika Fahatsiarovana ilay olona. (lmd 8:3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) AMPAHIBEMASO. Nanampy an’ilay olona hahita ny toerana hankalazana ny Fahatsiarovana akaiky azy ianao. Tafaresaka indray ianareo izao. (lmd 7:4)

6. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Nanampy ny havanao anankiray hahita ny toerana hankalazana ny Fahatsiarovana akaiky azy ianao. Tafaresaka indray ianareo izao. (lmd 8:4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 84

7. Ambony Noho ny Hafa ve Ianao Matoa Mahazo Tombontsoam-panompoana?

(15 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO, dia iaraho midinika ireto avy eo:

  • Inona no atao hoe “tombontsoam-panompoana”?

  • Raha manana tombontsoam-panompoana ny olona iray ao amin’ny fiangonana, dia ahoana no tokony ho fahitany ny tenany?

  • Nahoana ny tombontsoa manompo ny hafa no zava-dehibe noho ny andraikitra eo anivon’ny fiangonana?

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.05 19:1-9

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 15 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara