21-27 APRILY
OHABOLANA 10
Hira 76 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Inona no Tena Mahasambatra?
(10 min.)
Anisan’ny tena mahasambatra ny hoe mazoto mandray anjara amin’ilay asa fijinjana (Oh 10:4, 5; w01 15/7 25 § 2-3)
Sarobidy noho ny vola sy harena ny hoe manao ny marina (Oh 10:15, 16; w21.08 30:17)
Ny fitahian’i Jehovah no tena mampanan-karena (Oh 10:22; it-1 908 § 10)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 10:22: Inona no fitahiana homen’i Jehovah ny olona rehetra eto an-tany? (w20.08 33:12)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(4 min.) ISAN-TRANO. Miteny aminao ilay olona hoe tsy mino izy hoe misy Andriamanitra. (lmd 4:3)
5. Miresadresaha Aloha
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hianatra Baiboly ilay olona. (lmd 4:4)
6. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Atoroy an’ilay olona hoe ahoana no hahitany fanazavana mety hahaliana azy ao amin’ny jw.org. (lmd 9:4)
Hira 111
7. Inona avy ny Fitahiana Mahatonga ny Mpanompon’Andriamanitra Hanan-karena?
(7 min.) Fiaraha-midinika.
Manampy antsika hiatrika zava-tsarotra sy ho sambatra mihitsy aza ny fitahiana be dia be omen’i Jehovah antsika amin’izao andro farany izao. (Sl 4:3; Oh 10:22) Vakio ireto andinin-teny ireto, dia iaraho midinika avy eo hoe nahoana ny fitahiana resahiny ao no mampanan-karena antsika.
Misy amintsika afaka mampitombo ny fanompoany, dia vao mainka afa-po amin’ny fiainany.
Alefaso ilay VIDEO hoe Ry Tanora, Mahaiza Manapa-kevitra dia Hiadana Ianareo. Iaraho midinika ity avy eo:
Inona no ianaranao avy amin’ny zavatra niainan’i Harley sy Anjil ary Carlee?
8. Vaovao avy Amin’ny Sampan-draharaha Misahana ny Fanorenana eo An-toerana (2025)
(8 min.) Lahateny. Alefaso ilay VIDEO.
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) w22.05 19:10-20