2-8 JONA
OHABOLANA 16
Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Fanontaniana Telo Manampy Antsika Handray Fanapahan-kevitra Tsara
(10 min.)
Asehoko ve hoe matoky ny tari-dalan’i Jehovah aho? (Oh 16:3, 20; w14 15/1 19-20 § 11-12)
Hampifaly an’i Jehovah ve ity fanapahan-kevitra horaisiko ity? (Oh 16:7)
Manaraka befahatany an’izay lazain’ny olona sy ataony fotsiny ve aho? (Oh 16:25; w13 15/9 17 § 1-3)
SAINTSAINO IZAO: ‘Nahoana ireo fanontaniana ireo no manampy ahy hahay hifidy tsara ny akanjoko sy ny taovoloko?’
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 16:18 : Inona no voka-dratsin’ny fireharehana sy ny fialonana? (w21.07 28:7)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Asehoy an’ilay olona hoe handray soa izy raha mampiasa ny jw.org. (lmd 2:5)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly indray ny olona iray tsy nanaiky hianatra teo aloha. (lmd 9:5)
6. Lahateny
(5 min.) lff 35:1-2: Foto-kevitra: Ahoana no Atao Raha Te Hahay Hanapa-kevitra? (th 8)
Hira 32
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) w22.05 22:8-16