7-13 JOLAY
OHABOLANA 21
Hira 98 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Torolalana Manampy Raha Te Hanana Tokantrano Sambatra
(10 min.)
Aza maimaika ny hanambady (Oh 21:5; w24.05 22:13)
Miezaha hanetry tena rehefa tsy mifanaraka (Oh 21:2, 4; w20.07 27:3-5)
Miezaha hanam-paharetana sy ho tsara fanahy (Oh 21:19; w06 15/9 28 § 13)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 21:5—Nahoana no manampy antsika hanapa-kevitra ny faharetana? (w23.08 35:9)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd 3:3)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. (lmd 7:3)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(5 min.) Fampisehoana. lff 42:3, 6—Foto-kevitra: Ahoana no Fiheveran’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Fisaraham-panambadiana? (lmd 4:3)
Hira 132
7. Hajao ny Vadinao
(15 min.) Fiaraha-midinika.
Nivoady teo anatrehan’i Jehovah ianao, tamin’ianareo roa nivady, hoe ho tia sy hanaja ny vadinao. Misy vokany amin’ny fifandraisanao amin’i Jehovah àry ny fomba itondranao ny vadinao.—Oh 20:25; 1Pe 3:7.
Alefaso ilay VIDEO hoe Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Hajao ny Vadinao. Iaraho midinika ireto avy eo:
Nahoana no zava-dehibe ny hoe manaja ny vadinao?
Inona avy no mila ovanao raha te hanaja kokoa ny vadinao ianao?
Inona avy ny torolalan’ny Baiboly manampy antsika?
Inona avy, ohatra, no azonao atao mba hampisehoana hoe manaja ny vadinao ianao?
Nahoana ianao no tokony hifantoka amin’ny toetra tsaran’ny vadinao?
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) w22.08 34:1-18