FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.7 3
  • 21-27 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.7 3

21-27 JOLAY

OHABOLANA 23

Hira 97 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Torolalana Manampy Raha Hisotro Zava-pisotro Misy Alkaola

(10 min.)

Raha misafidy ny hisotro ianao, dia aza misotro be loatra (Oh 23:20, 21; lff 43:2)

Tadidio foana hoe inona avy ny vokany raha mamo ianao (Oh 23:29, 30, 33-35; it “Fahamamoana” § 3-4)

Aza manaiky ho voafitaky ny paoziny ka hieritreritra hoe tsy hisy vokany ratsy ilay izy (Oh 23:31, 32)

Anabavy iray mipetraka eo ambony seza, mandinika tavoahangy misy zava-pisotro misy alkaola.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 23:20, 21​—Inona no tian’i Jehovah hataontsika rehefa mihinana sy misotro isika? (w23.02 9:6-7)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 4:6-7 (th 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(2 min.) AMPAHIBEMASO. (lmd 3:5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(5 min.) ISAN-TRANO. Asehoy hoe ahoana ny fomba fianarana Baiboly. (lmd 9:5)

6. Rehefa Mampianatra

(5 min.) Ampaherezo ilay mpianatrao satria miady mafy izy mba hiala amin’ny fahazaran-dratsy. (lmd 12:4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 35

7. Hasiana Zava-pisotro Misy Alkaola Ve?

(8 min.) Fiaraha-midinika.

Raha manasa olona ianao, ohatra hoe amin’ny mariazy, dia hasiana zava-pisotro misy alkaola ve? Safidin’ny tsirairay izany. Mila dinihina anefa aloha, ohatra hoe firy no hasaina, dia iza avy. Ilaina koa ny mandinika ny torolalan’ny Baiboly. Hahay hanapa-kevitra ianao amin’izay.

Olon-droa hivady, miara-midinika hoe hanisy zava-pisotro misy alkaola ve amin’ny mariaziny. Misy Baiboly misokatra eo ambony latabatra ary misy tablette mampiseho karazana divay.

Alefaso ilay VIDEO hoe Hasiana Zava-pisotro Misy Alkaola Ve? Iaraho midinika ireto avy eo:

  • Raha manasa olona ianao, dia nahoana ireto torolalana ireto no manampy anao hahay hanapa-kevitra hoe hasiana zava-pisotro misy alkaola ve sa tsia?

    • Jn 2:9​—Nanova ny rano ho divay i Jesosy tamin’ny fampakaram-bady iray.

    • 1Ko 6:10​—“Ny mamo lava ... dia tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra.”

    • 1Ko 10:31, 32​—“Na mihinana na misotro ianareo ..., dia ataovy mba hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny zava-drehetra. Aza manao izay hahatafintohina.”

  • Inona avy ny zavatra sasany tokony hodinihina?

  • Mba handraisana fanapahan-kevitra tsara, nahoana isika no tsy maintsy ‘mampiasa tsara ny saintsika’, amin’izay haintsika hoe ahoana no hampiharana ny torolalan’ny Baiboly?​—Ro 12:1; Mpto 7:16-18

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(7 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lff 1:5, 6

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 97 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara