Gazety Fianarana
AOGOSITRA 2023
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 9 OKTOBRA–5 NOVAMBRA 2023
© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Tsy nivadika i Daniela, dia namaly soa azy i Jehovah. Naniraka anjely izy ka nanakombona ny vavan’ny liona (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 33, fehintsoratra 11)