1
2
Andro 7: Nitsahatra Andriamanitra (1-3)
Jehovah Andriamanitra, Mpanao ny lanitra sy ny tany (4)
Lehilahy sy vehivavy tao amin’ny zaridainan’i Edena (5-25)
Noforonina avy tamin’ny vovoka ny olona (7)
Voarara ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy (15-17)
Noforonina ny vehivavy (18-25)
3
4
5
6
Naka vady tetỳ an-tany ireo zanak’Andriamanitra (1-3)
Teraka ny Nefilima (4)
Nalahelo i Jehovah noho ny zava-dratsy nataon’ny olona (5-8)
Nasaina nanao sambofiara i Noa (9-16)
Nilaza Andriamanitra fa hisy Safodrano (17-22)
7
8
9
Toromarika ho an’ny olombelona rehetra (1-7)
Fifanekena momba ny avana (8-17)
Faminaniana momba ny taranak’i Noa (18-29)
10
11
Tilikambon’i Babela (1-4)
Nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fiteny (5-9)
Ny tantaran’i Sema ka hatramin’i Abrama (10-32)
12
13
Niverina tany Kanana i Abrama (1-4)
Nisaraka i Abrama sy Lota (5-13)
Naverin’i Jehovah ilay fampanantenany tamin’i Abrama (14-18)
14
15
16
17
Ho lasa rain’ny firenena maro i Abrahama (1-8)
Fifanekena momba ny famorana (9-14)
Saray novana hoe Saraha (15-17)
Nampanantenaina hoe hiteraka an’i Isaka (18-27)
18
Anjely telo nitsidika an’i Abrahama (1-8)
Fampanantenana fa hanan-janakalahy i Saraha; nihomehy izy (9-15)
Niangavy ho an’i Sodoma i Abrahama (16-33)
19
Notsidihin’ny anjely i Lota (1-11)
Nododosina handeha ry Lota mianakavy (12-22)
Noravana i Sodoma sy Gomora (23-29)
Lota sy ny zanany vavy (30-38)
20
21
Teraka i Isaka (1-7)
Naneso an’i Isaka i Ismaela (8, 9)
Noroahina i Hagara sy Ismaela (10-21)
Nanao fifanekena i Abrahama sy Abimeleka (22-34)
22
23
24
25
Nanambady indray i Abrahama (1-6)
Maty i Abrahama (7-11)
Ny zanakalahin’i Ismaela (12-18)
Teraka i Jakoba sy Esao (19-26)
Namidin’i Esao ny zon’ny lahimatoa (27-34)
26
Isaka sy Rebeka tany Gerara (1-11)
Lavadrano nampiady (12-25)
Nanao fifanekena i Isaka sy Abimeleka (26-33)
Nanambady vehivavy hetita roa i Esao (34, 35)
27
Lasan’i Jakoba ny tsodrano nataon’i Isaka (1-29)
Te hahazo tsodrano koa i Esao; tsy nibebaka anefa izy (30-40)
Lasa nankahala an’i Jakoba i Esao (41-46)
28
29
Nihaona i Jakoba sy Rahely (1-14)
Raiki-pitia tamin’i Rahely i Jakoba (15-20)
Nanambady an’i Lea sy Rahely i Jakoba (21-29)
Zanakalahin’i Jakoba naterak’i Lea: Robena, Simeona, Levy, ary Joda (30-35)
30
Niteraka an’i Dana sy Naftaly i Bilaha (1-8)
Niteraka an’i Gada sy Asera i Zilpa (9-13)
Niteraka an’i Isakara sy Zebolona i Lea (14-21)
Niteraka an’i Josefa i Rahely (22-24)
Lasa be dia be ny ondry aman’osin’i Jakoba (25-43)
31
Niala mangingina ho any Kanana i Jakoba (1-18)
Tratran’i Labana i Jakoba (19-35)
Nanao fifanekena i Jakoba sy Labana (36-55)
32
Nisy anjely nifanena tamin’i Jakoba (1, 2)
Niomana hihaona tamin’i Esao i Jakoba (3-23)
Nifampitolona tamin’ny anjely i Jakoba (24-32)
33
34
35
Narian’i Jakoba ny andriamani-kafa (1-4)
Niverina tany Betela i Jakoba (5-15)
Teraka i Benjamina; maty i Rahely (16-20)
Ny zanak’i Jakoba 12 mirahalahy (21-26)
Maty i Isaka (27-29)
36
37
38
39
Niasa tao amin’i Potifara i Josefa (1-6)
Tsy nety nadalain’ny vadin’i Potifara i Josefa (7-20)
Josefa tany am-ponja (21-23)
40
41
Nohazavain’i Josefa ny dikan’ny nofin’i Farao (1-36)
Nomen’i Farao toerana ambony i Josefa (37-46a)
Nitantana ny sakafo tany Ejipta i Josefa (46b-57)
42
Nankany Ejipta ny rahalahin’i Josefa (1-4)
Nihaona i Josefa sy ny rahalahiny; notsapainy izy ireo (5-25)
Nody tany amin’i Jakoba ny rahalahin’i Josefa (26-38)
43
Niverina tany Ejipta ny rahalahin’i Josefa ary nentiny i Benjamina (1-14)
Nihaona indray i Josefa sy ny rahalahiny (15-23)
Niara-nisakafo i Josefa sy ny rahalahiny (24-34)
44
45
46
Nifindra tany Ejipta ry Jakoba mianakavy (1-7)
Ny anaran’ireo nifindra tany Ejipta (8-27)
Nitsena an’i Jakoba tany Gosena i Josefa (28-34)
47
Nihaona tamin’i Farao i Jakoba (1-12)
Nahay nitantana i Josefa (13-26)
Nipetraka tao Gosena ny Israely (27-31)
48
49
50
Nandevina an’i Jakoba tany Kanana i Josefa (1-14)
Nanome toky i Josefa hoe tena namela heloka izy (15-21)
Efa akaiky ho faty i Josefa; maty izy (22-26)