1
Nifindra tany Moaba ry Elimeleka mianakavy (1, 2)
Maty ny vadin’i Naomy sy Orpa ary Rota (3-6)
Tsy nivadika tamin’i Naomy sy ny Andriamanitr’i Naomy i Rota (7-17)
Niverina tany Betlehema i Rota sy Naomy (18-22)
2
Nitsimpona teny amin’ny sahan’i Boaza i Rota (1-3)
Nifankahita i Rota sy Boaza (4-16)
Notantarain’i Rota an’i Naomy hoe tsara fanahy taminy i Boaza (17-23)
3
Nanoro hevitra an’i Rota i Naomy (1-4)
Rota sy Boaza teny am-pamoloana (5-15)
Niverina tany amin’i Naomy i Rota (16-18)
4
Nanaiky ho mpanavotra i Boaza (1-12)
Niteraka an’i Obeda i Boaza sy Rota (13-17)
Tetirazan’i Davida (18-22)