1
Voatendry ho mpaminany i Jeremia (1-10)
Fahitana: Hazo amandie (11, 12)
Fahitana: Vilany (13-16)
Nampaherezina i Jeremia mba hahavita ny fanendrena azy (17-19)
2
3
4
Tahina izay mibebaka (1-4)
Loza avy any avaratra (5-18)
Nijaly i Jeremia noho ilay loza hitranga (19-31)
5
Tsy nety nandray ny anatr’i Jehovah ny vahoakany (1-13)
Rava nefa tsy ringana tanteraka (14-19)
Hataon’i Jehovah ampamoaka ny vahoaka (20-31)
6
Kely sisa dia hatao fahirano i Jerosalema (1-9)
Tezitra be amin’i Jerosalema i Jehovah (10-21)
Fanafihana avy any avaratra (22-26)
Ho mpisedra metaly i Jeremia (27-30)
7
Tsy tokony ho natoky ny tempolin’i Jehovah ny vahoaka (1-11)
Ho lasa toa an’i Silo ny tempoly (12-15)
Nomelohina ny fivavahan-diso (16-34)
8
Naleon’ny vahoaka ny fanaon’ny besinimaro (1-7)
Inona intsony no fahendrena rehefa tsy raharahiana ny tenin’i Jehovah? (8-17)
Nitaraina i Jeremia noho ny ratran’ny Joda (18-22)
9
Nalahelo be i Jeremia (1-3a)
Ataon’i Jehovah ampamoaka ny Joda (3b-16)
Fitarainana noho ny amin’ny Joda (17-22)
Mirehareha hoe mahalala an’i Jehovah (23-26)
10
Ny tsy itovizan’ny andriamanitr’ireo firenena sy ilay Andriamanitra velona (1-16)
Efa ho ringana sy hatao sesitany (17, 18)
Nalahelo be i Jeremia (19-22)
Vavak’ilay mpaminany (23-25)
11
Nivadika tamin’ny fifanekena nataony tamin’i Jehovah ny Joda (1-17)
Toy ny zanak’ondry nentina hovonoina i Jeremia (18-20)
Notoherin’ny olona tao amin’ny tanànany i Jeremia (21-23)
12
13
Simba ilay fehikibo vita tamin’ny lamba rongony (1-11)
Hopotehina ireo siny misy divay (12-14)
Hatao sesitany ny Joda mafy loha (15-27)
14
Hain-tany, mosary, sabatra (1-12)
Nomelohina ny mpaminany sandoka (13-18)
Niaiky ny fahotan’ny vahoaka i Jeremia (19-22)
15
Tsy hovan’i Jehovah ny didim-pitsarany (1-9)
Nitaraina i Jeremia (10)
Valin-tenin’i Jehovah (11-14)
Vavak’i Jeremia (15-18)
Nampaherezin’i Jehovah i Jeremia (19-21)
16
Tsy tokony hanambady i Jeremia, tsy hisaona, tsy hanatrika fanasana (1-9)
Hosazina, dia avy eo hampodina any amin’ny taniny (10-21)
17
Lalim-paka ny fahotan’ny Joda (1-4)
Hotahina izay matoky an’i Jehovah (5-8)
Mamitaka ny fo (9-11)
Jehovah, fanantenan’ny Israely (12, 13)
Vavak’i Jeremia (14-18)
Manamasina ny Sabata (19-27)
18
Tanimanga eny an-tanan’ny mpanefy tanimanga (1-12)
Hanome lamosina ny Israely i Jehovah (13-17)
Tetika hamelezana an’i Jeremia; ny fitarainany (18-23)
19
20
Nokapohin’i Pasora i Jeremia (1-6)
Tsy vitan’i Jeremia ny tsy hitory (7-13)
Nitaraina i Jeremia (14-18)
21
22
23
Mpiandry tsara sy ratsy (1-4)
Hilamina ny tany rehefa mitondra ilay “tsimoka marina” (5-8)
Nomelohina ny mpaminany sandoka (9-32)
“Enta-mavesatr’i” Jehovah (33-40)
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
Nampanantenaina hoe hiverina amin’ny laoniny ny fiainana (1-13)
Hilamina ny tany rehefa mitondra ilay “tsimoka marina” (14-16)
Fifanekena tamin’i Davida sy ny mpisorona (17-26)
34
35
36
Notononin’i Jeremia izay hosoratana tao amin’ny horonam-boky (1-7)
Novakin’i Baroka mafy ilay horonam-boky (8-19)
Nodoran’i Joiakima ilay horonam-boky (20-26)
Hafatra naverina nosoratana tao amin’ny horonam-boky vaovao (27-32)
37
Niala kely ny Kaldeanina fa tsy nanafika indray (1-10)
Nogadraina i Jeremia (11-16)
Nihaona tamin’i Jeremia i Zedekia (17-21)
38
Nalatsaka tao amin’ny lavaka fanangonan-drano i Jeremia (1-6)
Navotan’i Ebeda-meleka i Jeremia (7-13)
Nampirisihin’i Jeremia hitolo-batana i Zedekia (14-28)
39
40
Nafahan’i Nebozaradana i Jeremia (1-6)
Notendrena hiandraikitra an’ilay tany i Gedalia (7-12)
Tetika hamonoana an’i Gedalia (13-16)
41
42
43
44
45
46
47
48
49
Faminaniana manameloka an’i Amona (1-6)
Faminaniana manameloka an’i Edoma (7-22)
Faminaniana manameloka an’i Damaskosy (23-27)
Faminaniana manameloka an’i Kedara sy Hazora (28-33)
Faminaniana manameloka an’i Elama (34-39)
50
51
52
Nikomy tamin’i Babylona i Zedekia (1-3)
Nanao fahirano an’i Jerosalema i Nebokadnezara (4-11)
Noravana ilay tanàna sy ny tempoly (12-23)
Olona natao sesitany tany Babylona (24-30)
Nafahana avy tao am-ponja i Joiakina (31-34)