1
Fiarahabana (1, 2)
Fampitandremana amin’ny mpampianatra sandoka (3-11)
Nanehoana hatsaram-panahy miavaka i Paoly (12-16)
Mpanjakan’ny mandrakizay (17)
“Manohy ny ady tsara” (18-20)
2
3
Fepetra takina amin’ny mpiandraikitra (1-7)
Fepetra takina amin’ny mpikarakara fiangonana (8-13)
Zava-miafina masina momba ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra (14-16)
4
Fampitandremana momba ny fampianaran’ny demonia (1-5)
Raha te ho mpanompo tsaran’i Kristy (6-10)
Tandremo tsara izay ampianarinao (11-16)
5
Ny fomba itondrana ny tanora sy ny zokiolona (1, 2)
Fanampiana ny mpitondratena (3-16)
Hajao ny anti-panahy miasa mafy (17-25)
6
Tokony hanaja ny tompony ny mpanompo (1, 2)
Mpampianatra sandoka sy fitiavam-bola (3-10)
Toromarika ho an’ny lehilahin’Andriamanitra (11-16)
Hanan-karena amin’ny asa tsara (17-19)
Arovy izay nankinina taminao (20, 21)