FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb fizarana 12
  • Fampidirana ny Fizarana 12

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 12
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampidirana ny Fizarana 11
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mihaino Antsika ve i Jehovah?
    Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Fampidirana ny Fizarana 13
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Inona no Nataon’i Jesosy Tamin’izy Teto An-tany?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb fizarana 12
Jesus teaches adults and children

Fampidirana ny Fizarana 12

Nampianarin’i Jesosy momba ny Fanjakan’ny lanitra ny olona, sady hivavaka hoe hohamasinina ny anaran’Andriamanitra, ho tonga ny Fanjakany, ary hatao etỳ an-tany ny sitrapony. Resaho amin’ny zanakao hoe zava-dehibe io vavaka io. Tsy nivadika mihitsy i Jesosy na dia nitaona azy aza i Satana. Nifidy an’ireo apostoly i Jesosy, ary ry zareo no voalohany amin’ireo hitondra ao amin’ilay Fanjakana. Tena nazoto niaro ny fivavahana marina i Jesosy. Tia nanampy olona koa izy ka nositraniny ny marary, nomeny sakafo ny noana, ary natsangany ny maty. Tiany haseho mantsy hoe hoatr’izany no hataon’ilay Fanjakana amin’ny hoavy.

TADIDIO IZAO:

  • Nasain’i Jesosy hitory momba an’ilay Fanjakana sy hanao mpianatra ny mpanara-dia azy

  • Rehefa mivavaka ianao, dia ny momba an’i Jehovah aloha resahina izay vao ny zavatra ilainao

  • Mamelà tanteraka amin’ny fo, ary ataovy amin’ny hafa izay tianao hataony aminao

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara