HIRA 98
Avy Amin’Andriamanitra ny Soratra Masina
Endrika Sary
	- 1. Ny Baiboly dia hazavana, - Manome fanantenana. - Tari-dalana tsara anie, - Manafaka an’ireo voafehy. 
- 2. Boky iray tena manan-kery, - Mety hanova sy hampahery; - Torohevitra omen’ny Ray, - Natao ho antsika tsirairay. 
- 3. Miantso izy io, manao hoe: ‘Avia, - Fa Jehovah tena tia!’ - Isan’andro àry mba vakio, - Ho fefy miaro anao izy io. 
(Jereo koa ny Sal. 119:105; Ohab. 4:13.)