Hatanjaho ny Finoanao!
MARAINA
9:40 Mozika
9:50 Hira 119 sy Vavaka
10:00 Nahoana Isika no Tokony Hanatanjaka ny Finoantsika Dieny Izao?
10:15 “Mahita An’Ilay Tsy Hita” ve Ianao?
10:30 “Ny Finoana dia avy Amin’izay Re”
10:55 Hira 104 sy Fampandrenesana
11:05 ‘Ny Vokatry ny Fanahy dia Finoana’
11:35 Fanokanan-tena sy Batisa
12:05 Hira 50
TOLAKANDRO
1:20 Mozika
1:30 Hira 3
1:35 Fitantarana
1:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
2:15 Lahateny Mifampitohy: Ampio Hanana Finoana Matanjaka...
• Ny Zanakao
• Ny Olona Ampianarinao Baiboly
• Ny Mpiara-manompo Aminao
3:00 Hira 38 sy Fampandrenesana
3:10 ‘Banjino Tsara Ilay Mpitarika Lehibe Indrindra sy Mpandavorary ny Finoantsika’
3:55 Hira 126 sy Vavaka