“Tsy Menatra ny Vaovao Tsara” Isika
Maraina
9:40 Mozika
9:50 Hira 67 sy Vavaka
10:00 Nahoana Isika no “Tsy Menatra ny Vaovao Tsara”?
10:15 Arovy ny Vaovao Tsara
10:30 “Mpiasa Tsy Mitsanga-menatra na Amin’inona na Amin’inona” ve Ianao?
10:55 Hira 73 sy Fampandrenesana
11:05 Asehoy hoe Manana Toe-tsaina Mahatonga Anao Hahery sy ho Be Fitiavana ary Hahay Hisaina Ianao
11:35 Batisa: Efa ‘Nanaiky ny Vaovao Tsara’ Ianao, dia Tohizo Foana Izany
12:05 Hira 75
Tolakandro
1:20 Mozika
1:30 Hira 77
1:35 Fitantarana
1:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
2:15 Lahateny Mifampitohy: Tsy Mahamenatra Antsika...
• ny Fitsipik’Andriamanitra Momba ny Fitondran-tena
• ny Fanjakan’Andriamanitra
• ny Solontenan’Andriamanitra
3:00 Hira 40 sy Fampandrenesana
3:10 Ataovy ho ‘Reharehanao’ i Jehovah
3:55 Hira 7 sy Vavaka