“Mitondra Tena Mendrika ny Vaovao Tsara” ve Ianao?
Maraina
9:40 Mozika
9:50 Hira 35 sy Vavaka
10:00 Avelanao Hanova Anao ve ny Vaovao Tsara?
10:15 Lahateny Mifampitohy: Nisy Vokany teo Amin’ny Fiainan’izy Ireo ny Vaovao Tsara
• Stefana
• Filipo
• Akoila sy Prisila
• Titosy
11:05 Hira 76 sy Fampandrenesana
11:15 Efa ‘Mahafoy Tena ho An’Andriamanitra’ Ianao, dia Tohizo Foana Izany
11:35 Batisa: Efa ‘Nanaiky ny Vaovao Tsara’ Ianao, dia Tohizo Foana Izany
12:05 Hira 37
Tolakandro
1:20 Mozika
1:30 Hira 56 sy Vavaka
1:35 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Fa Maninona Ianao no Mino An’izay Inoanao?
2:05 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
2:35 Hira 24 sy Fampandrenesana
2:45 Lahateny Mifampitohy: “Asehonay hoe Mpanompon’Andriamanitra Izahay...”
• Rehefa Miaritra
• Rehefa Tsara Fanahy
• Rehefa Manao ny Marina
3:30 Mampiofana Anao ve ny Vaovao Tsara?
4:00 Hira 29 sy Vavaka