Paoly sy Barnabasy mitory amin’i Sergio Paolo
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 12-14
Nampian’i Barnabasy sy Paoly ho Lasa Kristianina ny Olona Tany An-tany Lavitra
Na mafy aza ny fanenjehana, dia niezaka be foana i Barnabasy sy Paoly nanampy ny olona tso-po ho lasa Kristianina
Nitory tamin’ny karazan’olona rehetra izy ireo
Nampahereziny ireo mpianatra vaovao ‘mba tsy hiala amin’ny finoana’