Fanampiana tra-boina, Etazonia
Hevitra Azo Resahina
●○○ MITORY
Fanontaniana: Manao ahoana ny olona rehefa maty?
Andinin-teny: Mpto 9:5a
Horesahina amin’ny manaraka: Mbola ho velona indray ve ny maty?
○●○ VOALOHANY MAMANGY
Fanontaniana: Mbola ho velona indray ve ny maty?
Andinin-teny: Jb 14:14, 15
Horesahina amin’ny manaraka: Hanao ahoana ny fiainana rehefa hatsangan’Andriamanitra ny maty?
○○● FAHAROA MAMANGY
Fanontaniana: Hanao ahoana ny fiainana rehefa hatsangan’Andriamanitra ny maty?
Andinin-teny: Is 32:18
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hataon’Andriamanitra mba hiadana ny olona rehetra eto an-tany?