Fanorenana Efitrano Fanjakana, Aostralia
Hevitra Azo Resahina
●○○ FITORIANA
Fanontaniana: Iza no afaka manampy antsika hizaka ny fahoriantsika?
Andinin-teny: 2Ko 1:3, 4
Horesahina amin’ny manaraka: Manao ahoana ny olona rehefa maty?
○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY
Fanontaniana: Manao ahoana ny olona rehefa maty?
Horesahina amin’ny manaraka: Mbola hahita an’ireo havantsika nodimandry ve isika?
○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA
Fanontaniana: Mbola hahita an’ireo havantsika nodimandry ve isika?
Andinin-teny: As 24:15
Horesahina amin’ny manaraka: Aiza ny maty no hatsangana?