FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 12 6
  • “Ataoko Vaovao ny Zava-drehetra”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Ataoko Vaovao ny Zava-drehetra”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Namorona An’ireo Zavamananaina eto An-tany i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 12 6
New Jerusalem’s walls are jasper, and the city is pure gold like clear glass

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | APOKALYPSY 20-22

“Ataoko Vaovao ny Zava-drehetra”

21:1-5

Mampanantena i Jehovah fa hataony vaovao ny zava-drehetra.

  • “Lanitra vaovao”: Fitondram-panjakana vaovao hampanjaka ny fahamarinana eto an-tany

  • “Tany vaovao”: Ny olona manaiky ny zon’i Jehovah hitondra sady mankatò ny fitsipiny

  • “Vaovao ny zava-drehetra”: Tsy hijaly intsony ny olona. Hahafinaritra be ny fiainana isan’andro, ka zavatra mahafinaritra foana no hotsaroana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara