HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ahoana no Ahazoana ny Fitahian’i Jehovah?
Aza manompo andriamanitra tsy misy dikany (Le 26:1; w08 15/4 4 § 8)
Araho izay atoron’i Jehovah rehefa manompo azy (Le 26:2; it “Tahotra”: “Fahatsapana tahotra sy fanajana” § 6)
Ankatoavy ny didiny (Le 26:3, 12; w91 1/6 17 § 10)
Izay Israelita nankatò foana ny lalàn’i Jehovah, dia nifandray tsara taminy sady nahazo fitahiana be dia be.
Iza amin’ireto fitahiana ireto no efa azonao?
Mahalala ny marina ao amin’ny Baiboly
Milamin-tsaina
Manana tokantrano sambatra
Manantena hoavy tsara