FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.9 20
  • Ataovy An-tsaina Foana i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ataovy An-tsaina Foana i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona re Izao no Tian’i Jehovah Hataoko E?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Ahoana no Atao Raha Te Hahay Hanapa-kevitra?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Ampiofano Foana ny Fahaizanao Misaina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.9 20

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ataovy An-tsaina Foana i Jehovah

Tsy mora ny manao loha laharana ny Fanjakan’Andriamanitra sy ny fahamarinany rehefa sarotra ny mahita asa fivelomana. Mety halaim-panahy hanao asa manelingelina ny fanompoana na mandika ny toro lalan’ny Baiboly isika. Matokia anefa fa mampiseho ny heriny “hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo manontolo” i Jehovah. (2Ta 16:9) Hanampy antsika sy hanome an’izay ilaintsika ilay Raintsika be fitiavana ary tsy misy mahasakana azy amin’izany. (Ro 8:32) Rehefa hanapa-kevitra momba ny asa àry isika dia tsy maintsy matoky an’i Jehovah sy mifantoka amin’ny fanompoana foana.—Sl 16:8.

JEREO ILAY VIDEO HOE ATAOVY AMIN’NY FO MANONTOLO NY ASANAO, TOY NY HOE HO AN’I JEHOVAH. VALIO IRETO AVY EO:

  • A scene from the video “Work Whole-Souled for Jehovah.” Thomas observes Jason refusing to accept a bribe at work.

    Nahoana i Tanjona no tsy nety nandray tsolotra?

  • A scene from the video “Work Whole-Souled for Jehovah.” Jason takes out the trash at work.

    Ahoana no ampiharantsika ny Kolosianina 3:23?

  • A scene from the video “Work Whole-Souled for Jehovah.” Jason conducts a Bible study with Thomas.

    Inona no vokany rehefa nahita ny ohatra tsara nasehon’i Tanjona i Thomas?

  • A scene from the video “Work Whole-Souled for Jehovah.” Jason and Thomas leave work in time to attend a meeting.

    Avelao hanan-kery amin’ny fanapahan-kevitra raisinao sy ny ataonao i Jehovah

    Ahoana no ampiharantsika ny Matio 6:22?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara