FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 16
  • Mandray Anjara Amin’ny Fanorenana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mandray Anjara Amin’ny Fanorenana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Vonona Hahafoy ny Fotoananao sy ny Herinao ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 16

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA | TANJONA HO AN’NY TAOM-PANOMPOANA MANARAKA

Mandray Anjara Amin’ny Fanorenana

Fanompoana masina ny fanorenana trano ampiasain’ny fandaminana. (Ek 36:1) Mety hisy tetikasa fanorenana eny akaikinareo indraindray. Sao dia afaka mameno Fangatahana ho Mpiasa An-tsitrapo Manao Fanorenana eo An-toerana (DC-50) ianao dia mandray anjara amin’izany? Mety ho lavitra ny misy anao koa ny tetikasa sasany, ary maharitra herinandro maromaro na volana maromaro. Fenoy ny Fangatahana ho Mpiasa An-tsitrapo (A-19), raha te handray anjara amin’izany ianao. Tsy voatery hoe manana traikefa amin’ny fanorenana ianao vao ho afaka hanao asa an-tsitrapo.​—Ne 2:1, 4, 5.

JEREO ILAY VIDEO HOE MANÀNA FINOANA KA AMPITOMBOY NY FANOMPOANAO: MANDRAISA ANJARA AMIN’NY FANORENANA. VALIO IRETO AVY EO:

  • A scene from the video “Enter the Door to Activity in Faith​—Assist With a Theocratic Building Project.” Sarah wears a hard hat and a big smile at a construction site.

    Inona no nampanahy an’i Sarah, ary inona no nanampy azy?

Raha te handray anjara amin’ny fanorenana ianao, dia anontanio amin’ny anti-panahy ao aminareo ny fomba handefasana fangatahana.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara