FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.3 11
  • “Ho ao Foana ny Foko”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Ho ao Foana ny Foko”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • “Minoa An’i Jehovah Andriamanitrareo”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • B8 Ny Tempoly Naorin’i Solomona
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mitadiava Torohevitra Feno Fahendrena
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Fanorenana Natao Tamin’ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.3 11

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Ho ao Foana ny Foko”

Nofidin’i Jehovah ho azy ny tempoly (2Ta 7:11, 12)

Nilaza i Jehovah fa ho ao foana ny fony, izany hoe tena nahaliana azy izay rehetra nitranga tao amin’ny tempoly (2Ta 7:16; w02 15/11 5 § 1)

Havelan’i Jehovah horavana ny tempoly raha tsy nanompo azy tamin’ny “fony manontolo” intsony ny vahoaka (2Ta 6:14; 7:19-21; it “Tempoly”: “Tantarany” § 1)

Sary: Fomba anompoantsika an’i Jehovah. 1) Rahalahy iray mivavaka. 2) Anabavy iray manome valin-teny any am-pivoriana. 3) Mpivady iray manompo eny amin’ny saha. 4) Rahalahy iray manadio Efitrano Fanjakana. 5) Rahalahy iray manao Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana miaraka amin’ny vadiny sy ny zanany anankiroa. 6) Anabavy iray mamaky Baiboly. 7) Anabavy iray mandrotsaka vola ao amin’ny boaty ho an’ny fanomezana.

Rehefa notokanana ny tempoly dia mety ho nieritreritra ny vahoaka hoe ho ao amin’io tempoly io foana koa ny fon’izy ireo. Mampalahelo anefa fa nihena tsikelikely ny zotom-pon’izy ireo tamin’ny fanompoana an’i Jehovah.

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe manompo an’i Jehovah amin’ny foko manontolo aho?’

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara