FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 20
  • Fanorenana Natao Tamin’ny Fo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanorenana Natao Tamin’ny Fo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Sarobidy ny Fahendrena
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Vavaka Ampahibemaso Feno Fanetren-tena sy Vokatry ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Tempoly ho An’i Jehovah
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • B8 Ny Tempoly Naorin’i Solomona
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 20
King Solomon listening attentively at the temple construction site as a worker discusses the building plans.

Manara-maso ny fizotran’ny fanorenana ny tempoly i Solomona Mpanjaka

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Fanorenana Natao Tamin’ny Fo

Ny fitaovam-panorenana tsara indrindra no nanaovan’i Solomona ny tempoly (1Mp 5:6, 17; w11 1/2 15)

Maro be no nandray anjara tamin’ilay tetikasa (1Mp 5:13-16; it “Sedera”§ 5; “Tempoly”: “Tempolin’i Solomona” § 4)

Niasa mafy nandritra ny fito taona i Solomona sy ilay vahoaka mba hamitana an’ilay tetikasa (1Mp 6:38; jereo ny sary, pejy 1)

Nahavita nanorina tempoly tsara tarehy nanome voninahitra an’i Jehovah i Solomona sy ny vahoaka, satria niasa tamin’ny fony izy ireo. Nampalahelo anefa fa tsy nafana fo tamin’ny fanompoana an’i Jehovah intsony ny taranaka tatỳ aoriana. Tsy nokarakarain-dry zareo ilay tempoly fa navelany ho simba. Noravana ilay izy tamin’ny farany.

Brothers and sisters joyfully cleaning a Kingdom Hall. In the background, others are putting a donation in the contribution box, conversing, and organizing literature for the congregation.

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no hataoko mba hafana fo foana aho manompo an’i Jehovah?’

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara