FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.3 14
  • Sarobidy Taminy ny Fahendrena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sarobidy Taminy ny Fahendrena
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Derao i Jehovah fa Hendry Izy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Tsara sy Ara-drariny ny Lalàn’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Vavaka Ampahibemaso Feno Fanetren-tena sy Vokatry ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mpanjaka Hendry i Solomona
    Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly?
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.3 14
Ny mpanjakavavin’i Sheba mitondra fanomezana ho an’ny Solomona Mpanjaka. Mitsangana i Solomona mba handray azy. Misy mpihira sy mpiambina mitsangana eo ambany, amin’ny andaniny sy ny ankilany amin’ny zanatohatra mankeo amin’ny seza fiandrianan’i Solomona.

Ny mpanjakavavin’i Sheba, mitsidika ny lapan’i Solomona Mpanjaka

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Sarobidy Taminy ny Fahendrena

Nanao dia lavitra sady mandreraka ny mpanjakavavin’i Sheba mba hitsidihana an’i Solomona (2Ta 9:1, 2; w99 1/11 20 § 4; w99 1/7 30 § 4-5)

Gaga be izy rehefa nahita ny fahendrena sy ny harenan’i Solomona (2Ta 9:3, 4; w99 1/7 30-31; jereo ny sary, pejy 1)

Nahatonga azy hidera an’i Jehovah ny zavatra hitany (2Ta 9:7, 8; it “Solomona”: “Nitsidika an’i Solomona ny mpanjakavavin’i Sheba” § 2)

Ny mpanjakavavin’i Sheba sy ny ramevany maromaro manao dia lavitra ho any amin’i Solomona Mpanjaka.

Tena sarobidy tamin’ny mpanjakavavin’i Sheba ny fahendrena ka vonona hanao sorona be izy mba hahazoana an’izany.

SAINTSAINO IZAO: ‘Vonona hitady fahendrena hoatran’ny mikaroka harena miafina ve aho?’​—Oh 2:1-6.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara