FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 8
  • Hijaly Isika Rehefa Tsy Mankatò

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hijaly Isika Rehefa Tsy Mankatò
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Sarotra Loatra ny Manompo An’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • “Inona moa no Angatahin’i Jehovah Andriamanitrao Aminao?”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Aoka Ianao ho Vonona Hanao Izay Ampanaovin’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Tena Nisy fa Tsy Angano ny ao Amin’ny Baiboly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 8

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hijaly Isika Rehefa Tsy Mankatò

Nanambady vehivavy mpanompo sampy ny Israelita sasany (Ezr 9:1, 2; w06 15/1 20 § 1)

Mazava tsara ny didin’i Jehovah nefa tsy narahin-dry zareo (Ezr 9:10-12)

Nijaly be ry zareo sy ny fianakaviany noho ny tsy fankatoavany (Ezr 10:10, 11, 44)

Anabavy iray nanambady tsy Vavolombelona ary efa manan-janaka izy izao. Mahatsiaro ny fiainany tamin’izy mbola nanompo an’i Jehovah izy. Misy latabatra eo anoloany ary misy fasiana tain-tsigara misy baorika sigara eo amboniny. Mamo matory eo ambony seza ny vadiny.

Mahasoa antsika ny didin’i Jehovah rehetra. (w09 1/10 10 § 6) Hisoroka olana maro sy hahazo fitahiana mandrakizay isika raha mankatò.

SAINTSAINO IZAO: ‘Oviana no nahitako hoe voaro tamin’ny olana aho satria nankatò an’i Jehovah?’

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara