FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.11 8
  • Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aoka Ianao Hanantena An’i Jehovah”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Iza i Joba?
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.11 8

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao

Nihatakatahan’ny havany i Joba (Jb 19:13)

Tsy nanaja an’i Joba intsony ny ankizy sy ny mpanompony (Jb 19:16, 18)

Nivadika tamin’i Joba ny namany akaiky (Jb 19:19)

Mpivady anankiray manampy anabavy iray mila fanampiana. Mihaino azy tsara ilay anabavy, dia ny vadiny manamboatra fantsona simba eo amin’ny fanasam-bilia.

SAINTSAINO IZAO: ‘Raha miatrika olana ny mpiara-manompo amiko, dia ahoana no hataoko mba hampisehoana aminy hoe mbola tia sy tsy manary azy aho?’​—Oh 17:17; w22.01 3:9; w21.09 39:16; w90 1/12 22 § 20.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara