FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ity Herinandro Ity
31 Martsa–6 Aprily
Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana—2025 | Martsa

31 MARTSA–6 APRILY

OHABOLANA 7

Hira 34 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mpivaro-tena tamin’ny andro taloha, mijoro eo anoloan’ny fidirana mankao an-tranony. Misy tovolahy mandalo eo.

1. Halaviro Izay Mety Hahatonga Anao Hanota

(10 min.)

Manao fanahy iniana mankany amin’ny toerana efa fantatra hoe misy mpivaro-tena ny tanora iray mora fetsifetsena (Oh 7:7-9; w00 15/11 29 § 5)

Manatona azy ny mpivaro-tena iray mba hanadala azy (Oh 7:10, 13-21; w24.07 29:8-9)

Nizaka ny vokany izy rehefa nankany amin’izay hahatonga azy hanota (Oh 7:22, 23; w00 15/11 31 § 2)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 7:23, 26: Inona no antony sasany mahatonga antsika hitandrina mba tsy haloto fitondran-tena? (w23.06 28:10)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 1:4 (th 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Nandray fanasana Fahatsiarovana sady liana ilay tompon-trano tamin’ny nitoriana farany. (lmd 9:5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Nandray fanasana Fahatsiarovana sady liana ilay olona tamin’ny nitoriana farany. (lmd 9:4)

6. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) AMPAHIBEMASO. Nandray fanasana Fahatsiarovana sady liana ilay olona tamin’ny nitoriana farany. (lmd 9:3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 13

7. Fotoana Hafa Mety Indray (Lk 4:6)

(15 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ireto avy eo:

  • Inona ny fakam-panahy nahazo an’i Jesosy, ary nahoana no mety hahazo antsika koa izany?

  • Ahoana no anoherantsika ny fakam-panahy avy amin’ny Devoly?

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.04 18:1-8

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 84 sy Vavaka

Loha Hevitra ato Anatiny
Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2025 | Janoary

Lahatsoratra Fianarana 5: 31 Martsa 2025–6 Aprily 2025

Inona ny Soa Azontsika Noho i Jehovah Tia Antsika?

Azo Vakina Koa

Lahatsoratra hafa ato amin’ity gazety ity

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara