FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ity Herinandro Ity
7-13 Aprily
Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana—2025 | Martsa

7-13 APRILY

OHABOLANA 8

Hira 89 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Jesosy mampianatra olona vitsivitsy eny an-kalamanjana.

1. Henoy ny Fahendrena

(10 min.)

Antsoina hoe fahendrena i Jesosy, ary izy no “noforonin’i Jehovah voalohany” (Oh 8:1, 4, 22; cf 131 § 7)

Nitombo ny fahendren’i Jesosy sy ny fitiavany ny Rainy, nandritra ny fotoana lava be niarahany niasa taminy tamin’ny famoronana (Oh 8:30, 31; cf 131-132 § 8-9)

Mandray soa avy amin’ny fahendren’i Jesosy isika rehefa mihaino azy (Oh 8:32, 35; w09 15/4 31 § 14)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 8:31: Inona no mandrisika antsika hitory ny vaovao tsara? (w24.05 20:8)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 2:1 (th 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Valio ny fanontanian’ilay olona momba an’izay zavatra mety ho hitany mandritra ny Fahatsiarovana, satria te hanatrika an’izany izy. (lmd 9:3)

5. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Raiso tsara ny olona iray tonga hanatrika Fahatsiarovana satria nahita fanasana teo amin’ny varavarany. Rehefa mirava indray, dia valio ny fanontaniany. (lmd 3:5)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(5 min.) Lahateny. ijwbq lahatsoratra 160: Foto-kevitra: Nahoana i Jesosy no Antsoina hoe Zanak’Andriamanitra? (th 1)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 105

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.04 18:9-19

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 38 sy Vavaka

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara