FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ity Herinandro Ity
26 Mey–1 Jona
Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana—2025 | Mey

26 MEY–1 JONA

OHABOLANA 15

Hira 102 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Ampio ny Hafa mba ho Falifaly Foana

(10 min.)

Rehefa miatrika ny mafy ny mpiara-manompo, dia mety hahatsapa hoe hoatran’ny tsisy mangirana mihitsy ny fiainany (Oh 15:15)

Asao ho any aminao izay miatrika zava-tsarotra (Oh 15:17; w10 15/11 31 § 16)

Na “endrika miramirana” sy teny kely mampahery aza dia efa mety hisy vokany be (Oh 15:23, 30; w18.04 23-24 § 16-18)

Mpivady tanora misotro dite any an-tranona anabavy be taona.

SAINTSAINO IZAO: ‘Iza ao amin’ny fiangonana no mila fampaherezana? Ahoana no azoko anampiana azy?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 15:22: Nahoana isika no tokony hihaino torohevitra? (w22.02 7:1, 2)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 3:2 (th 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd 1:5)

5. Miresadresaha Aloha

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hianatra Baiboly ilay olona. (lmd 2:4)

6. Rehefa Mampianatra

(5 min.) Ampaherezo ilay mpianatra Baiboly fa manohitra azy ny fianakaviany. (th 4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 155

7. Afaka ny ho Falifaly Isika na eo aza ny Olana

(15 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO hoe Faly Foana ve Ianao na dia Mijaly Aza, na Noana, na Zara Raha Manana Akanjo? Iaraho midinika ity avy eo:

  • Inona no nianaranao avy tamin’ny zavatra niainan-dry zareo?

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.05 22:1-7

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 89 sy Vavaka

Loha Hevitra ato Anatiny
Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2025 | Martsa

Lahatsoratra Fianarana 12: 26 Mey 2025–1 Jona 2025

Mandehana Amin’ny Finoana Foana

Azo Vakina Koa

Lahatsoratra hafa ato amin’ity gazety ity

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara