FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ity Herinandro Ity
2-8 Jona
Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana—2025 | Mey

2-8 JONA

OHABOLANA 16

Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Fanontaniana Telo Manampy Antsika Handray Fanapahan-kevitra Tsara

(10 min.)

Asehoko ve hoe matoky ny tari-dalan’i Jehovah aho? (Oh 16:3, 20; w14 15/1 19-20 § 11-12)

Hampifaly an’i Jehovah ve ity fanapahan-kevitra horaisiko ity? (Oh 16:7)

Manaraka befahatany an’izay lazain’ny olona sy ataony fotsiny ve aho? (Oh 16:25; w13 15/9 17 § 1-3)

Rahalahy tanora iray any amina fivarotana akanjo. Palitao sy pataloa mifinjifinjy no atoron’ilay mpivarotra azy, fa izy kosa manontany an’ilay mety kokoa ny habeny.

SAINTSAINO IZAO: ‘Nahoana ireo fanontaniana ireo no manampy ahy hahay hifidy tsara ny akanjoko sy ny taovoloko?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 16:18 : Inona no voka-dratsin’ny fireharehana sy ny fialonana? (w21.07 28:7)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 3:3 (th 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Asehoy an’ilay olona hoe handray soa izy raha mampiasa ny jw.org. (lmd 2:5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly indray ny olona iray tsy nanaiky hianatra teo aloha. (lmd 9:5)

6. Lahateny

(5 min.) lff 35:1-2: Foto-kevitra: Ahoana no Atao Raha Te Hahay Hanapa-kevitra? (th 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 32

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.05 22:8-16

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 94 sy Vavaka

Loha Hevitra ato Anatiny
Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2025 | Martsa

Lahatsoratra Fianarana 13: 2-8 Jona 2025

Tsy Fohy Loatra ny Tanan’i Jehovah

Azo Vakina Koa

Lahatsoratra hafa ato amin’ity gazety ity

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara