FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.10 11
  • Ireo Alitaran’ny Tranolay Masina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ireo Alitaran’ny Tranolay Masina
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Fianarana avy Amin’ny Andro Fandrakofam-pahotana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Tombontsoa ny Manompo ao Amin’ilay Tempoly Ara-panahy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Toerana Nivavahana Tamin’i Jehovah
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.10 11
The tabernacle with coverings pulled back showing the interior and framework. Next to it are the copper basin and the altar of burnt offering.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 37-38

Ireo Alitaran’ny Tranolay Masina

37:25, 29; 38:1

Namboarina nifanaraka tamin’ny toromarika nomen’i Jehovah ireo alitara tao amin’ny tranolay masina. Manana heviny manokana ireny alitara ireny.

  • The incense altar.

    Hoatran’ireo emboka manitra nafangaro tsara ny vavaka ataon’ny mpanompon’i Jehovah. Samy ankasitrahan’i Jehovah izy ireny

  • The altar of burnt offering.

    Nankasitrahan’i Jehovah ny sorona natao teo amin’ny alitaran’ny fanatitra dorana. Mifanitsy amin’ny alitaran’ny fanatitra dorana ny ‘sitrapon’Andriamanitra’, dia ny fahavononany hanaiky ny sorona lavorary nataon’ny Zanany lahitokana. Teo anoloan’ny toerana masina no nisy an’io alitara io. Mampahatsiahy antsika izany fa tena ilaina ny mino ny sorona nataon’i Jesosy, raha tiantsika ny hampifaly an’Andriamanitra.—He 10:5-10; Jn 3:16-18

Inona no azontsika atao mba ho voaomana tsara hoatran’ny emboka manitra ny vavaka ataontsika?—Sl 141:2

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara