FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.10 10
  • 26 Oktobra–1 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Oktobra–1 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.10 10

26 OKTOBRA–1 NOVAMBRA

EKSODOSY 37-38

  • Hira 43 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ireo Alitaran’ny Tranolay Masina”: (10 min.)

    • Ek 37:25: Tao amin’ny Toerana Masina no nisy ny alitaran’ny emboka manitra (it “Alitara”: “Alitaran’ny tranolay masina” § 3)

    • Ek 37:29: Nafangaro tsara ny emboka manitra (it “Emboka Manitra” § 2)

    • Ek 38:1: Teo ivelan’ny tranolay no nisy ny alitaran’ny fanatitra dorana (it “Alitara”: “Alitaran’ny tranolay masina” § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 37:1, 10, 25: Nahoana ny hazo akasia no nety tsara mba hanamboarana ny tranolay masina? (it “Akasia” § 3)

    • Ek 38:8: Inona no tsy mampitovy ny fitaratra nampiasaina fahiny amin’ireo hitantsika amin’izao? (w15 1/4 15 § 4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 37:1-16 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraka fanontaniana ilay olona, na misy zavatra resahiny. Mametraha gazety nivoaka vao haingana miresaka momba an’ilay izy. (th lesona 12)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 19:2 (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 67

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • “Ezaka Manokana Ampahafantarana ny Fanjakan’Andriamanitra, Amin’ny Novambra”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video fitoriana amin’ity Novambra ity, ary iaraho midinika avy eo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 138

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 22 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara