FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lff fizarana 2
  • Famerenana ny Fizarana 2

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana ny Fizarana 2
  • Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Mitovitovy Aminy
  • Famerenana ny Fizarana 3
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Famerenana ny Fizarana 4
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Famerenana ny Fizarana 1
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Hijery Hafa
Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
lff fizarana 2

Famerenana ny Fizarana 2

Endrika Sary

Iaraho midinika ireto fanontaniana ireto:

Mpianatra Baiboly iray manangan-tanana mandritra ny fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah.
  1. Hataon’Andriamanitra ahoana ny fivavahan-diso?

    ( Jereo ny Lesona 13.)

  2. Vakio ny Eksodosy 20:4-6.

    • Inona no tsapan’i Jehovah rehefa misy olona milaza fa manompo azy nefa mampiasa sary na sarivongana?

      ( Jereo ny Lesona 14.)

  3. Iza i Jesosy?

    ( Jereo ny Lesona 15.)

  4. Inona avy ny toetran’i Jesosy tena tianao?

    ( Jereo ny Lesona 17.)

  5. Vakio ny Jaona 13:34, 35 sy ny Asan’ny Apostoly 5:42.

    • Iza no tena Kristianina amin’izao androntsika izao? Nahoana ianao no resy lahatra hoe tena Kristianina izy ireo?

      ( Jereo ny Lesona 18 sy 19.)

  6. Iza no lohan’ny fiangonana, ary ahoana no fomba itarihany azy io?

    ( Jereo ny Lesona 20.)

  7. Vakio ny Matio 24:14.

    • Inona no porofo hoe tanteraka amin’izao andro izao io faminaniana io?

    • Iza no efa niresahanao ny vaovao tsara?

      ( Jereo ny Lesona 21 sy 22.)

  8. Tanjona tena tsara ve ny batisa, araka ny hevitrao? Nahoana?

    ( Jereo ny Lesona 23.)

  9. Inona no tokony hataonao raha te ho voaro amin’i Satana sy ny demonia ianao?

    ( Jereo ny Lesona 24.)

  10. Fiainana hoatran’ny ahoana no tian’Andriamanitra ho antsika?

    ( Jereo ny Lesona 25.)

  11. Fa maninona isika no mijaly sy maty?

    ( Jereo ny Lesona 26.)

  12. Vakio ny Jaona 3:16.

    • Inona no nataon’i Jehovah mba ho afaka amin’ny ota sy ny fahafatesana isika?

      ( Jereo ny Lesona 27.)

  13. Vakio ny Mpitoriteny 9:5.

    • Manao ahoana ny olona rehefa maty?

    • Hataon’i Jesosy ahoana ireo olona an-tapitrisany efa maty?

      ( Jereo ny Lesona 29 sy 30.)

  14. Nahoana ny Fanjakan’Andriamanitra no tsara kokoa noho ny fitondram-panjakana hafa rehetra?

    ( Jereo ny Lesona 31 sy 33.)

  15. Mino ve ianao hoe efa mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra? Nahoana? Oviana izy io no nanomboka nitondra?

    ( Jereo ny Lesona 32.)

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara