FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sjj 144
  • Banjino Ilay Lokanao!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Banjino Ilay Lokanao!
  • Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Mitoria Amin’ny Karazan’olona Rehetra
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Satria Mino Aho
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Azo Antoka ny Fiainana Mandrakizay
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Raiso Am-po ny Fahamarinana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
sjj 144

HIRA 144

Banjino Ilay Lokanao!

Endrika Sary

(2 Korintianina 4:18)

  1. 1. Ireo jamba hahita riandrano,

    Ireo moana hihira, hikalokalo.

    Handehandeha ianao, tsy misy ahiahy.

    Ho maitso mavana ny saha.

    Ireo nodimandry hotsenaina,

    Dia ho faly hoe mamy izany miaina!

    (FIVERENANA)

    ’Zay no lova ho azon’izay mino,

    Ka ny lokanao no banjino!

  2. 2. Na ny bibidia aza tsy hasiaka;

    Hilalao, ho lasa namantsika.

    Dia ny ankizy hitarika azy ireny;

    Fiadanana hita taratra eny.

    Dia ho hadino izay nitomaniana,

    Hiova tsiky, sentom-pifaliana!

    (FIVERENANA)

    ’Zay no lova ho azon’izay mino,

    Ka ny lokanao no banjino!

(Jereo koa ny Isaia 11:6-9; 35:5-7; Jaona 11:24.)

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara