FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nalain’i Abrahama i Ismaela zanany lahy sy ny lehilahy rehetra teraka tao an-tranony ary izay rehetra novidiny tamin’ny volany, eny, ny lahy rehetra tao amin’ny ankohonany, ka noforany tamin’iny andro iny ihany, araka izay nolazain’Andriamanitra taminy.+

  • Hebreo 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Finoana no nankatoavan’i Abrahama+ rehefa nantsoina izy. Nankatò tokoa izy ka nandeha ho any amin’ny toerana voatendry ho lovany. Ary nandeha izy, na dia tsy fantany aza hoe ho aiza.+

  • Jakoba 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tsy nambara ho marina ve i Abrahama raintsika+ noho izay nataony, rehefa avy nanolotra an’i Isaka zanany teo ambony alitara izy?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara