Genesisy 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tena tsara tarehy ilay tovovavy+ sady virjiny, ary mbola tsy nisy lehilahy nanao firaisana taminy.+ Ary nidina nankeo an-doharano izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.
16 Tena tsara tarehy ilay tovovavy+ sady virjiny, ary mbola tsy nisy lehilahy nanao firaisana taminy.+ Ary nidina nankeo an-doharano izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.