Deoteronomia 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Raha marina anefa ilay fiampangana, ka tsy hita tamin-drazazavavy ny porofo maha virjiny azy,+ 2 Korintianina 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa fahasarotam-piaro toy ny an’Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo.+ Fa ny tenako mihitsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny+ lehilahy iray,+ mba hatolotro ho virjiny madio+ ho an’i Kristy+ ianareo.
2 Fa fahasarotam-piaro toy ny an’Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo.+ Fa ny tenako mihitsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny+ lehilahy iray,+ mba hatolotro ho virjiny madio+ ho an’i Kristy+ ianareo.