Apokalypsy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitako koa ilay tanàna masina,+ dia i Jerosalema Vaovao, nidina avy any an-danitra+ avy any amin’Andriamanitra sady efa voaomana tahaka ny ampakarina+ mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+ Apokalypsy 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary tonga ny iray tamin’ny anjely fito nanana ny vilia fito feno ny loza fito farany.+ Dia hoy izy tamiko: “Avia atỳ fa hasehoko anao ny ampakarina, vadin’ny Zanak’ondry.”+ Apokalypsy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary miteny tsy an-kijanona ny fanahy+ sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary aoka izay mandre hilaza hoe: “Avia!”+ Ary aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+
2 Hitako koa ilay tanàna masina,+ dia i Jerosalema Vaovao, nidina avy any an-danitra+ avy any amin’Andriamanitra sady efa voaomana tahaka ny ampakarina+ mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+
9 Ary tonga ny iray tamin’ny anjely fito nanana ny vilia fito feno ny loza fito farany.+ Dia hoy izy tamiko: “Avia atỳ fa hasehoko anao ny ampakarina, vadin’ny Zanak’ondry.”+
17 Ary miteny tsy an-kijanona ny fanahy+ sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary aoka izay mandre hilaza hoe: “Avia!”+ Ary aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+