17 Ary izao izy dia miampanga azy ho nanao zavatra tena ratsy,+ ka milaza hoe: “Tsy nahitako ny porofo maha virjiny azy ny zanakao vavy.”+ Intỳ anefa ny porofo fa virjiny ny zanako.’ Dia hovelarin’izy ireo eo anatrehan’ny anti-panahin’ny tanàna ilay lamba fitafy.