FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 38:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nony afaka telo volana teo ho eo anefa, dia nisy nilaza tamin’i Joda hoe: “Nivaro-tena+ i Tamara vinantovavinao, ka bevohoka+ tamin’ny fivarotan-tenany.” Dia hoy i Joda: “Avoahy izy hodorana.”+

  • Deoteronomia 22:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 dia havoaka ho eo amin’ny fidirana amin’ny tranon-drainy razazavavy, ary hitora-bato azy ho faty ny olona ao an-tanànany. Nanao hadalana manala baraka+ teo amin’ny Israely mantsy izy, satria nivaro-tena fony mbola tao an-tranon-drainy.+ Esory tsy ho eo aminao ny ratsy.+

  • Salamo 141:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aza avela haniry zava-dratsy ny foko+

      Sao aho hivarilavo amin’ny fanaovana zavatra tena ratsy+

      Miaraka amin’ny mpanao ratsy,+

      Ka hihinana ny sakafo matsirony.+

  • Hosea 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary i Jehovah nanomboka niteny tamin’ny alalan’i Hosea, ka hoy i Jehovah taminy: “Mandehana+ ianao maka vady izay hijangajanga, dia hahazo zanaky ny fijangajangany ianao. Nijangajanga mantsy ity tany ity ka tsy nanaraka an’i Jehovah intsony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara