1 Mpanjaka 8:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 mba hahatonga ny fontsika+ ho voasintona ho aminy, ka handehanantsika amin’ny lalany+ rehetra sy hitandremantsika ny didiny+ sy ny fitsipiny+ ary ny didim-pitsarany,+ izay nandidiany ny razantsika! Salamo 119:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Zaro ho tia ny fampahatsiahivanao+ ny foko,Fa tsy ho tia tombony.+ Ohabolana 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+
58 mba hahatonga ny fontsika+ ho voasintona ho aminy, ka handehanantsika amin’ny lalany+ rehetra sy hitandremantsika ny didiny+ sy ny fitsipiny+ ary ny didim-pitsarany,+ izay nandidiany ny razantsika!
21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+